I Jesoa Tompo (Salamo 92)
(Fa ie !)
I Jesoa Tompo,
i Jesoa Tompo
(Satria e!) (Fa nanaiky e)
Satria nanaiky hatramin’ny Fahafatesana!
Satria nanaiky hatramin’ny Fahafatesana!
Dia nasandratr’Andriamanitra Rainy kosa
Ho mpanjakan’ny Tany tontolo
Fa i Jesoa Tompo,
(Fa ie) i Jesoa Tompo
(Satria nanaiky e!)
Satria nanaiky hatramin’ny Fahafatesana!
Satria nanaiky hatramin’ny Fahafatesana!
Dia nasandratr’Andriamanitra Rainy kosa
Ho mpanjakan’ny Tany tontolo
Aleloia, Aleloia, Aleloia!
1 – Andriana Manjaka, ianao ry Tompo
Mitafy ny hery, tsy hay tohaina
(Ny zava-drehetra) Ny zavatra rehetra naharin’ny tananao
Ny zava-drehetra harin-tananao
Tomombana fatratra, tsy mivena.
(mirafitra ) Mirafitra mafy ny rovanao
Fa manda miorina tsy mikoro;
Hatrany am-boalohany teo ianao,
Ho mandrakizay re tsy hanam-petra o!
2 - Ny ony, ry Tompo, manandra-peo,
Mandefa ny onjany hiraondraona,
(Midoboka mafy) Midoboka mafy ny feon-driaka:
Manoatra an'ireny ianao Tomponay!
('Reo teny) 'Reo rehetra voalazanao
E, lalina, marina, tsy mivaona;
Ny fahamasinana feno haja
Manerana izany fonenanao.
3 - Isaory ny Ray loharanon'aina,
Ny Zanany tokana 'zay mpandova;
(Natolony antsika) Natolony antsika ny fanjakany,
Satria ny Fanahiny momba antsika.
(Isaory ny Ray) Isaory ny Ray loharanon'aina,
Ny Zanany tokana 'zay mpandova;
Natolony antsika ny fanjakany,
Satria ny Fanahiny momba antsika.
(Fa ie!)
I Jesoa Tompo,(iJesoa tompo)