RAHA HAINAO NY MINO

1-      Ry tanora amin’izao tontolo izao

Mitoria ny hazo fijalian’iKristy e he ia

Ilay hazo nentiny nagnavotro anao ou

Nandresena an’izao tontolo izao

 

N’aiza n’aiza izay halehanao

N’inon’inona mitranga eo amin’ny fiainanao ô ia

Ataovy rehareha a ha ha

Ny hazo fijalian’i Kristy e

Mivavaha amin’Andriamanitra e

Am-pinoana amin’ny agnaran’i Kristy

Raha hainao ny mino ô

Tsy misy tsy azo atao ho an’izay mino

 

2-      Miambena ary mivavaha ianareo

Mibanjina ny hazo fijalian’iKristy e ia

Fa ny demony ilay fahavalonareo

Mihaodihaody manodidina anareo

 

3-      Miaraha mijoro amin’i Masina Maria

Eo am-pototry ny hazofijalian’i Kristy e ia

Fa izy ilay Reny tsy mba mandao

Mivavaka ho anao isan’andro

Nampiditra JOSEPH2
Sokajy Samihafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0427