Aleloia ! ‘ndao atsika hihoby

Nampiditra: admin
Sokajy: Tenin'Andriamanitra,


  • Antsao ny Tompo p. "270

(Romuald)

Ah ! Aleloia à ! à ! (in-2)
Andao atsika hihoby ny Jesoa Tompo,
fa Izy Mpamonjy andrasantsika,
Aleloia ! à à à !
A à à à ! Aleloia ! à à ! (in-2) .

Mahery ny Tenin’ny Zañahary,
Mañamia aiñy ny fanahintsika,
Hobio ny Tenin’ny Zañahary,
Fa teny Masina sy mahery.
Inoanana ny Tenin’ny Zañahary,
Mamelombeloño atsika jiaby.

Mahagaga ny Tenin’ny Zañahary,
Mampiteny ny fañahy amintsika,
Mahavoky ny Tenin’ny Zañahary,
Fa hanintsika izay mandray Azy.
Mampahita ny Tenin’ny Zañahary,
Fa izy manilo ny fiainantsika.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0076 s.] - Hanohana anay