Exultet
(Sher)
zÔ ry alina tomaratra soa,
Ilay Pakan’i Jesoa Mpamonjy,
Iravoan’ny tany aman-danitra,
Iravoan’ny tany aman-danitra.
Io ilay Pakan’ny Tompo Nahary,
Io ilay Pakan’i Jesoa Mpamonjy, .
Io ilay Paka Masina indrindra.
(Andininy : jereo hira manaraka).