Aoka isika hisaotra an'Andriamanitra Ray
Fiv. Aoka isika hisaotra an'Andriamanitra Ray Ô
Amin'ny zava-boaary izay nomeny antsika.
1. Masoandro mazava: misaotra, ry Ray ô!
Ny volana baliaka: misaotra, ry Ray ô!
Ny kintana alikisa: misaotra aho! Misaotra, ry Ray ô!
2. Ny Rano sy havandra
Fanala sy hatsiaka
Ny andro manerika.
3. Ny tany midadasika
Tendrombohitra avo be
4. Ny zava-maniry
Ny biby fiompy
Ny vorona manidina.
5. I Jesoa Mpamonjy
Tonga mba hanavotra
Ny fahotantsika