Foiko ho anao, ho anao avokoa

Nampiditra: admin
Sokajy: Antson'Andriamanitra, Komonio,


  • Fihirana Hasina p. "645
  • Vavaka sy Hira p. "769

1 Foiko ho anao avokoa, Tompo Andriamanitra ô,
 Ny harena sy laza rehetra eto an-tany, Tompo...
 Satria ny fahantrana omban'ny fitia
 No nanavotanao 'reo mahantra am-panahy.
          (Hiroso ny diako, satria...)

Ny fitia no faneva natsangany ho ahy, (indroa)
Natolony an-tanako mandrakizay,
Hiaro ny dia eny an-dalana ombàko:
(Hiroso ny diako, satria), Tompo Andriamanitra ô,

2 Ho tsara tahiry atolotro anao e, Tompo Andriamanitra ô,
 Ilay fahadiovana anatin'ny foko, Tompo...
 Fa anatin'ny lisy no miriaria
 Ilay Zanak'ondry manala ny ota.
          (Hiroso ny diako, satria...)


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0071 s.] - Hanohana anay