Tompo Ndragnahariko

Nampiditra: hery
Sokajy: Fifonana, Andriamanitra Ray,


  • Vavaka sy Hira p. "478
  • Fihirana Hasina p. "727
  • Fihirana Vaovao p. "453

Fiv: Tompo Ndragnahariko e, (intelo)
Zao fitaraignako janjigno. (intelo)


1. Fa mikaiky Anao aho lia ny maray,
Ndraky misoloho aho, Babako 'zay;
Fa tsy novaleanao gny kaikiko e,
La tseriky aho, tseritseriky mare.

2. La mifoay mare ngy aiko mahatiaro Anao,
Fa mijaly loatsy, Raiko, 'zao aiko 'zao;
Ategnaiko mafy gny mba hovonjenao
'Zao aiko 'zao miandretak'aminao.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0728 s.] - Hanohana anay