Misaotra (in-3) Anao Andriamanitra Fa maro (in-3) ny zava-tsoa noraisinay taminao Tsy hitanay izay havaly ny soa be nomenao Misaotra (in-3) Anao Andriamanitra! Anao anie ny voninahitra.