Mgr Benjamin Ramaroson : FAMPIANARANA SY TSODRANO PAKA

Nampiditra : Saolala
Daty : 04/04/2015

ALELOIA, RESY NY FAHAFATESANA,
NANDRESY NY FAHAFATESANA I KRISTY
ALAHADY FANKALAZANA NY PAKA
Faly manolotra fiarahabana ho antsika rehetra no manasa antsika hihaino ny vakiteny sy fampianarana atolotry ny fiangonana amintsika ary indrindra handray ny tsodrano ny raiamandrenintsika arseveka Mgr Benjamin Ramaroson

Henoy ny VAKITENY - SALAMO -  FAMPIANARANA - TSODRANO

Hampiditra hevitra


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0188 s.] - Hanohana anay