Mgr Benjamin Ramaroson : FAMPIANARANA Alahady voalohany KAREMY mandavantaona B

Alahady 22 Febroary 2015
ALAHADY VOALOHANY KAREMY - Taona B

TE HIHAVANA AMINTSIKA ANDRIAMANITRA
Mba hitondra aimbaovao ho antsika tsirairay ny ezaka ataontsika mandritra ny karemy, ka hahaizantsika hanohy ny fampitraofagna ny fianana sy ny finoana

Ankafaliana no nasana antsika hihaino ny vakiteny atolotry ny fiangonana androany sy ny fampianarana avy aminy Raiamandreny Arseveka Mgr Benjamin Ramaroson.

Hifampivavaka miaraka amin’i Masina Maria

Tsindrio eto, hihanoana ny vakiteny sy ny toriteny

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0187