Mgr Benjamin Ramaroson - FAMPIANARA Alahady faha 6 ny Paka

Alahady faha enina PAKA
Tsy mifidy tarehin'olona hotiavina Andriamanitra. Mamaramparana ny vanim-potoana Fankalazana ny Paka isika ka miditra aminy vanim-potoan'ny fiainana andavanandro izay anasan'Jesoa Kristy antsika hitoetra hatrany aminy FITIAVANY.
Atolotra antsika ny vakiteny atolotry ny fiangonana androany sy ny fampianarana avy aminy Raiamandreny Arseveka Mgr Benjamin Ramaroson.

Vakiteny, salamo, toriteny, tsindrio eto

 

 

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0747