Hoy ny Papa 11/09/2014

Nampiditra : admin
Daty : 11/09/2014

Tsy afaka miantehitra amin'ny herintsika samirery isika, fa amin'i Jesoa ihany ao anatin'ny famindram-pony.

Hevitra

Ra-manantsoa - 12/09/2014 13:16
Marina izany satria Jesoa no lalana sy fahamarinana, ahoana no ampandeha ny ordinateur raha tsy misy systeme, i Jesoa no systeme mamelona antsika
Valio Ra-manantsoa
adrien14 - 18/09/2014 16:41
ekena fa manan-tsaina isika olombelona,zava poana anefa izany ezaka ataontsika izany raha tsy ao ny sitrapon'izy tompo meteza isika hanaiky fa manankasina izy e
Valio adrien14

Hampiditra hevitra


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0537 s.] - Aidé par Evanjelyanio.org