Vaovaom-piangonana

1. admin ( 19/07/2014 19:09)
novalian'i lalaram00 ny 10/11/2021 14:24
2. lanjah ( 13/02/2015 11:17)
Manao ahoana daholo ,izaho dia mba maniry n ho ùmpiandraikitra VAHATRA eto amin ny paroasy misy ahy eto amin EKAR IMERNAFOVOANY koa mangata bavaka ao mb ho tanteraka izany misaotra indrindra e
3. rayamsrokoto6 ( 16/10/2016 22:15)
manao ahona daholo za dia mitady appplications pour android testamenta taloha sy testameta vaovao ra manana nareo ?misaotra mialoha tompoko!!!
4. raemmkelly ( 22/03/2017 10:11)
salama e. Mba te hahazo ny sata mifehy ny chorale sy tafika eto am dosezy zah raha mba misy manana. tena ilaiko izy io. misaotra mialoha .
5. drgaby ( 26/12/2018 14:00)
Miarahaba Tompoko,

Mba mangataka ny litorzia amin'ny 31 Décembre fa misy lamesa ao am-piangonanay amin'io andro io ka ilaina ny litorzia handrafetana diapos.

Mankasitraka amin'ny fiaraha-miasa.

Mirary soa

Dr Gaby
6. jose_dylan ( 18/02/2019 03:44)
Miarahaba daholo e tokony mba asiana application baiboly katolika misaotra tompoko!
7. herinirinaclaudine1 ( 03/05/2019 10:32)
Salama daholo o,
Mba mangataka vavaka (Fandraisana an'i Papa Ray Masina eto Madagasikara)
Misoatra indrindra,
Herinirina
8. nosi.mamitina ( 04/09/2019 08:07)
mba mangataka ny tononkira fiomanana amin'ny famangian'i Papa eto madagascar
9. michael22 ( 10/10/2019 13:58)
bjr mangataka audio an l hira o ry ray o rehefa mijery ny raiko aho
10. zakafille ( 31/05/2020 19:29)
Salama tompoko ! Mba mangataka version pdf ny boky fanaovana office isan'andro otran'ataondry masera isa maraina ireny azafady
11. Mumu30 ( 09/11/2021 11:04)
Salama
Misy tsy "redirigé" tsara ilay site, lasa misy "liens" maromaro tsy en "https"
12. lalaram00 ( 10/11/2021 14:24)
Salama tompoko
mba mangataka application amin'ny fihirana Katolika azafady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117