Fa ahoana kay no tsy misy fihirana katolika ho an...

1. rimimiri ( 18/11/2013 16:23)
Fa ahoana kay no tsy misy fihirana katolika ho an'ny IPad fa androïde ihany? Sa aiza no mety mahita? Misaotra mialoha
novalian'i rimimiri ny 12/03/2014 17:20
2. hery ( 10/03/2014 00:29)
Salama

Mbola sarotra ny manamboatra app am IOS satria tsy manana mac aho.

Fa any aoriana any e.
3. Rado.parfait ( 12/03/2014 05:55)
Salama

Raha mahazo alalana avy amin'ny Hery dia azoko alefa mail any amin'ireo izay mitady app IOS ny fihirana Katolika, sy ireo vavaka fanaon'ny fiangonana isan'andro!
4. hery ( 12/03/2014 05:58)
Tsy mila alalana avy aty amiko izany ka. :-)
Zara aza misy.
5. rimimiri ( 12/03/2014 17:20)

Rado.parfait:

Salama

Raha mahazo alalana avy amin'ny Hery dia azoko alefa mail any amin'ireo izay mitady app IOS ny fihirana Katolika, sy ireo vavaka fanaon'ny fiangonana isan'andro!


Salama Rado.parfait
Mba andefaso an'le app IOS anie ra possible e. Ty ny mail ko rivsonlanto@gmail.com. Merci

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1628