Eo am-pelatananao, Andriamanitra ô

Eo am-pelatananao, Andriamanitra ô!

1 Ny saiko, ny hevitro apetrako.

2 Ny tenako, ny heriko apetrako.

3 Ny sentoko, fanahiko apetrako.

4 Ny tahotry ny havako apetrako.

5 Ny androko, ny asako apetrako.

6 Ny heloko, ny fitsaràna apetrako.

7 Ny aiko, ny anjarako apetrako.

Nampiditra Belle
Ankalazao ny Tompo p. 284
Fihirana Dera p. 222
Fihirana Hasina p. 136
Fihirana Vaovao p. 283
Vavaka sy Hira p. 692
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0883