Olona afaka isika

Olona afaka isika e

 

1- Foana izao ny fahafatesana !

2- Foana koa ny ranomaso.

3- Indro ny Andriamanitsika !

4- Ndeha hifaly sy hiravo !

5- Ny Fanahy nomena antsika.

6- Tonga Zanaka isika.

7- Afa-tahotra amin'izay e !

8- Toy ny Zanaka amy Ray

 

 

Nampiditra Bariry
Sokajy Hiran-damesa
Ankalazao ny Tompo p. 271
Fihirana Dera p. 184
Fihirana Hasina p. 100
Fihirana Vaovao p. 380
Vavaka sy Hira p. 696
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093