Ao e ny Tompo, mitady anao Izy e.

Fiv : Ao e ny Tompo e, ô ia e, mitady anao Izy e.

1 - Maniry dia maniry ny hifanatrika aminao.

2 - Hambarany aminao tokoa 'zay sitraky ny Ray.

3 - Ny fikasany manko : hanavao ny herinao.

4 - Hitory fibebahana hiantso ny mpanota.

5 - Hitondra fiadanana ao an-tokantranonao.

6 - Ahoana no hanosi-boho-tanana Azy ianao ?

7 - Kanefa Izy no fototry ny hasambaranao.

8 - Fa Izy sy ny Ray no hiara-monina aminao.

Nampiditra pissoa
Sokajy Hiran-damesa
Ankalazao ny Tompo p. 193
Fihirana Dera p. 219
Fihirana Hasina p. 28
Fihirana Vaovao p. 212
Vavaka sy Hira p. 488
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0827