Masina ianao, Andriamanitray

Masina, masina, masina

Masina ianao Andriamanitray e, 
Ny tany aman-danitra herinao,
Miara-mitory ny hasinao

Hôzana, hôzana, hôzana ho anao: masina

Hosoavina anie ianao
Avy amin'ny anaran'ny Tompo,

Nampiditra j_rahasa
Sokajy Masina
Fihirana Hasina p. 177
Fihirana Vaovao p. 352
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0597