Ry Zanak'Andriamanitra rehetra

Ry Zanak'Andriamanitra rehetra,
Aoka hiaiky fa ny Tompo no mahery.

  1. Aoka hiaiky fa ny Tompo no mahery e... ôià !
    Aoka hiaiky voninahitra ny Tompo... ôià !
     
  2. Hiankohoka, hitsaoka sy hanoa... ôià !
    Fa tsy misy Tompo toy ny Tompontsika... ôià !
     
  3. Izy manko no nandray ny fahefana... ôià !
    Indro resiny avokoa ny fahavalo... ôià !
    Mba handresy miaraka aminy isika... ôià !
Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 78
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3135