Satria efa niara-nitsangan-ko velona tamin'i Kristy isika

Satria efa niara-nitsangan-ko velona
tamin'i Kristy isika!

1. Ko any zavatra any ambony no katsaho e,
Dia ny misy an'Izy Tompo ô
Eo anilan'Andriamanitra

2. Dia ny zavatra any ambony no ankafizo,
Ka avelao hivalona any
Raha ny zavatry ny tany.

3. Maty iska, nefa ao amin'Andriamanitra 
Ny fiainantsika no miafina
Miaraka amin'i Kristy.

4. Rehefa hiseho i Kristy Fianantsika
Dia hiseho amim-boninahitra 
Miaraka aminy isika.

Nampiditra hery
Sokajy Paka
Ankalazao ny Tompo p. 0
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1335