Fitiavanao, ry Ray ô

Fitiavana ianao ry Ray ô,
Mitondra hafaliana,
Mitondra famonjena,
Ka vonjeo vonjeo izahay Ray,
Vonjeo izahay Ray ô.

Nampiditra hery
Karine Dera p. 451
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0782