Manambara ny nahafatesanao 'zahay, Tompo ô

Nampiditra: admin
Sokajy: Hiran-damesa,


  • Vavaka sy Hira p. "716
  • Fihirana Vaovao p. "355

Manambara ny nahafatesanao 'zahay, Tompo ô,
Nijaly faha-Pontsy Pilaty.
Mankalaza ny nitsangananao 'zahay, Tompo
ô,
Nony tonga ny andro fahatelo.
Miandry ny hiavianao 'zahay, Tompo
ô,
Hitsara ny velona sy ny maty


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0265 s.] - Hanohana anay