Indro ny Mpamonjy mitady anao

1 Indro ny Mpamonjy mitady anao,
 Mitady anao izao:
 Meteza ka meteza ny ho eo anilany,
 Ny ho eo anilany ianao.
 
2 ... Ny ho eo an-tratrany ianao.
3 ... Ny ho eo an-danitra ianao.
 

Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 523
Fihirana Vaovao p. 227
Vavaka sy Hira p. 559
Vavaka sy Hira p. 490
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094