Faingàna re, ho any Jerosalema

Faingàna re, ho any Jerosalema.
 
1 Miaraka amin'ireo Anjely maro (indroa)
 Hidera ny anarany: "Hôzàna"(indroa)
 
2 Anjely mihoby sy mankalaza (indroa)
 Ny anarany 'lay Mesia. (indroa)

 

Nampiditra Belle
Sokajy Noely
Fihirana Hasina p. 460
Vavaka sy Hira p. 667
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1141