Fa vitan'ny Tompo 'zay tiany hatao

Fa vitan'ny Tompo 'zay tiany hatao e.

(Sal. 146)
 
1 Ny Tompo nanao an'i Jerosalema.
2 Ny Tompo nanangona an'i Israely.
 
3 Ny Tompo namonjy 'zay nampahoriana.
4 Ny Tompo tsitoha tsy refesi-mandidy.
 
5 Ny Tompo mamelona ireo manana aina.
6 Ny Tompo fitiavana mandrakizay.

 

Nampiditra Belle
Ankalazao ny Tompo p. 119
Fihirana Dera p. 250
Fihirana Hasina p. 459
Fihirana Vaovao p. 459
Vavaka sy Hira p. 380
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094