Arovy ny Tanindrazanay

1 Arovy ny Tanindrazanay,
 Ry Zanahary Tompon'ny fahefana;
 Ampanjakao eran'ny Nosinay
 Ny fiadanan'ny Fitiavanao.
 
2 Arovy ny Tanindrazanay,
 Ry Zanahary Tompon'ny fahefana;
 Ampanjakao eran'ny Nosinay
 Ny fahamarinana nampianarinao.
 
3 Arovy ny Tanindrazanay,
 Ry Zanahary Tompon'ny fahefana;
 Ampielezo eran'ny Nosinay
 Ny fahazavan'ilay Evanjelinao.
 

Nampiditra Belle
Sokajy Firenena
Fihirana Hasina p. 411
Vavaka sy Hira p. 654
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0804