Antsao ny Andriamanitrao

Mpitarika:                         Vahoaka:
 
Antsao                              Antsao
Ny Andriamanitra,            Ny Andriamanitrao.
 
1 Ry lanitra ô                    Antsao ny Andriamanitrao e
 Ry rahona ô                     Antsao ny Andriamanitrao e
 Fa izy anie                       Antsao ny Andriamanitrao e
 Nampisy anao,                 Antsao ny Andriamanitrao e
 Antsao,                            Antsao ny Andriamanitrao e
 Antsao.                                       ny Andriamanitrao.
 
2 Ry volana ô,                  Antsao ny Andriamanitrao e
 Ry kintana ô,                  Antsao ny Andriamanitrao e
 Fa izy anie...
 
3 Ry tendrombohitra,       Antsao ny Andriamanitrao e
 Zava-maniry,                  Antsao ny Andriamanitrao e
 Fa izy anie...
 
4 Voro-manidina,             Antsao ny Andriamanitrao e
 Biby fiompy,                   Antsao ny Andriamanitrao e
 Fa izy anie...
 
5 Ry olombelona,             Antsao ny Andriamanitrao e
 Na lahy na vavy,             Antsao ny Andriamanitrao e
 Fa izy anie...
 
6 Anjely masina,              Antsao ny Andriamanitrao e
 Ry olon-tsambatra,          Antsao ny Andriamanitrao e
 Fa izy anie...
 
Antsao                              Antsao
Ny Andriamanitra,            Ny Andriamanitrao.
 


 

Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 275
Fihirana Vaovao p. 162
Vavaka sy Hira p. 417
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0176