Masina ianao, ka iantrao izahay

Fiv.: Masina ianao, ka iantrao izahay! 


1. Andriananahary Andriamanitray ô, 
2. Ry Tompon'ny hery sy fahefana ô, 
3. Ry Mandrakizay ka tsy mety maty ô. 
4. Ry Ray be fitiavana anay rehetra ô, 
5. Ry Zanaka vonjin'ireo mpanota ô, 
6. Ianao, ry Fanahy nomena anay ô.

Nampiditra hery
Ankalazao ny Tompo p. 172
Fihirana Dera p. 190
Fihirana Vaovao p. 74
Vavaka sy Hira p. 458
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0566