Mikasika ny Fiducia supplicans

2. admin
(
27/12/2023 23:16)
Mialoha ny hitsikerana fanambaràna tahaka ity dia mila vakina tsara aloha ilay fanambaràna. Mila azo tsara, fa manjary ny feo etsy sy eroa fotsiny no henoina.
Tsara mihitsy ary raha miara-mandinika amin'ny pretra na ny fikambanana misy ao amin'ny paroasy raha ohatra ka mahatsapa fa zava-dehibe ny taratasy tahaka itony.
Tsara mihitsy ary raha miara-mandinika amin'ny pretra na ny fikambanana misy ao amin'ny paroasy raha ohatra ka mahatsapa fa zava-dehibe ny taratasy tahaka itony.

3. Azrael666
(
19 andro lasa)
Hono wa azafady: ahoana kay no atao raha hametraka vavaka na hametraka temoignage ato @ katolika.org? Sa ny clergé ihany ve no mahazo manao pub fa commentaire ihany ny an'ny laïques? Misaotra tompoko