Mikasika ny Fiducia supplicans

1. admin ( 27/12/2023 23:16)
Ny 18 desambra 2023 lasa teo dia namoaka ny fanambaràna "Fiducia supplicans" izay mikasika indrindra ny dika ara-pastoralin'ny tsodrano isan-karazany ny sampandraharaham-piangonana momba ny Fotopinoana. Niteraka fametraham-panontaniana ho an'ny... tohiny
2. admin ( 27/12/2023 23:16)
Mialoha ny hitsikerana fanambaràna tahaka ity dia mila vakina tsara aloha ilay fanambaràna. Mila azo tsara, fa manjary ny feo etsy sy eroa fotsiny no henoina.
Tsara mihitsy ary raha miara-mandinika amin'ny pretra na ny fikambanana misy ao amin'ny paroasy raha ohatra ka mahatsapa fa zava-dehibe ny taratasy tahaka itony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01