Hampiseho vakiteny amin'ny site-nao
1. admin
(
7 andro lasa)
Ampidiro amin'ny site-nao fotsiny ny code eto ambany
...
tohiny
2. narimananasylvain
(
7 andro lasa)
Faly miarahaba antsika rehetra.
Mba afaka atao miaraka ato ve ny Boky andron'ny Tompo, taona A-B-D, satria dia ilain'ireo mpanomana litorzia izy io na dia ny hisafidianana ny hira atao ihany aza
Misaotra betsaka e ary mirary soa hatrany e!
Sylvain Andrianarimanana
Sacré CoeurÂ
Avaradrova Ambatondrazaka
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0103