Miarahaba antsika rehetra,
Saika mba hanontany kely, amin'ilay "Zanak'Ondry izay manala ny fahontan'izao tontolo izao mamindra fo aminay ...." iny ve mandona tratra sa tsy mandona intsony , ny any amin'ny Fiangonanay tsy misy mandona tratra afatsy ny Valia, ka raha manao ianao eny ampitoerana dia otran'ny miavaka amin'ny olona rehetra. Amin'ny Fiangonana sasany indray hitako dia mandohalika ry zareo amin'io fotoana io.
Misaotra mialaoha |