salama daholo tompoko , efa napetrako ty fanontanina ty oe fa maninona kay ny mompera refa maha any ambanivohitra any de RESABOLA FONA no betsaka , efa miezaka ny kristianina de mbola totofana , manontany tena za oe fangaha mo tsy hitory teny vaovao mahafaly no andehanany any , refa hitandry zala fa tsy manambola ny fiangonana de tsy tonga izy manome sacrameta , tsy rariny kosa angamba , manaiky za fa ilaina ny vola fa ra atao fitandiavambola ny fiangonana de samy mandinika angamba , so ihany fa misy ny tena miezaka manao
misaotra e