MIFONA AHO ABA

1. admin ( 22/01/2015 15:25)

1- Mifona aho Aba, mifona aho rô
Mifona fa tsy nañaja ny ñ’añaranao ô ô (2 fois)
Mifona aho Aba, mifona aho rô
Mifona fa tsy nañaja ny ñ’añaranao ô ô

2- Mifona aho Zoky e, mifona aho rô
Mifona fa tsy niteño ny irakao ô ô (2 fois)
Mifona a a, mifona aho rô ... Tohiny
2. Katolika_laika ( 22/01/2015 15:25)
Tsy dia maresy lahatra ilay andian-teny "fa tsy hañano etsana". Sosokevitra: "fa tsy nañao e tsara".
3. Katolika_laika ( 22/01/2015 15:28)
Azafady fa misy diso tsipelina ilay sosokevitra "nañao". Sosokevitra: "fa tsy nañano e tsara."
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0183