Faly miharahaba antsika e,maro no mitady ilay hira fanaovam-beloma farany an'i Mgr Jean Paul Randriamanana ka raha nikaroka tao @ hira etsy ambony dia ity ilay izy :OnjanDrafitra Antoko Mpihira Mahamasina - Fa tsy hoe (00:06:12).Misaotra tompoka
manahoana o, ao amin'ny Rdb ao misy hira hoe Andriamanitra o misaotra Anao e, noho ireo soa sy ireo fahasoavana, di misy hira koa koe: Neny ô, Neny ô atolotro Anao ireto tananay, raha misy manana dia mba alefaso eto