Tanora mandray andraikitra

Tanora katolika mandray andraikitra
Mitondra fivoarana sy Fiadanana
 
1.Andrin'ny firenena ianao
  Tokin'ny fiangonana
  Fanasin'ny mpiara-monina
  Hafalian'ny fianakaviana
2.Vonjin'ny tanora Ianao
   Iraky ny ankohonana
   Hitory an'ilay fiainana
   Dia i Kristy Andriamanitra
3.Tanora namanay o!
    Miandry anao ny Tompo
   Hijoro handray andraikitra
    Hitondra fiadanana
Nampiditra Solo22
Sokajy Samihafa - Tanora
Vavaka sy Hira p. 828
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0534