Ndreto izahay, ô ry Tompo

1. Ndreto 'zahay, ô ry Tompo,
'Ndray mitalaho aminao:

Fiv: Ho iray ihany anie, izahay mpianatrao.

2. Mba tanteraho aminay
'Lay vavaka fahiny:

     3. Tahaka Anao sy ny Ray
     Ary ny Fanahy Masina

4. Hinoan'ny olon-drehetra
Ny Ray naniraka anao:

     5. Fifankatiavana ihany
     No hamantarana anay:

6. Tompo, ireo mino anao
Misaratsaraka indrisy.

     7. Diso izahay ka mifona
     Te-ho iray ka tantano:

8. Ny faniriam-ponay
Hiray finoana indray
Nampiditra hery
Vavaka sy Hira p. 651
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0208