Mifona aho, Tompo ô
1 Mifona aho, Tompo ô,
Mivalo aho, Tompo ô,
O ry Mpamonjy mamiko:
Diovy aho fa mitalaho,
Ka mamindrà fo amiko.
Indro ny foko hosasana,
Fa nanota taminao,
Efa mila famelàna:
Milela-paladia anao. (indroa)
2 Havaozy aho, Tompo ô,
Hamasino, Tompo ô,
Amoròny fo vaovao: