Mifona aho re, mivalo koa

Mifona aho re, mivalo koa;
Mivalo aho re, Tompo ô,
Fa ianao no nanotako e,
Ianao no tsiratsiraiko e;
Kanefa ianao no Raiko e,
Ianao no Aiko e,
Ianao no Tompoko e:
Mifona aho re!

1 Iantrao, ry Tompo Andriamanitra,
 (Mifona aho re, mifona aho re!)
 Fa ianao manko lalim-pitiavana;
 (Mifona aho re, mifona aho re!)
 Mba koseho re ny heloka vitako,
 Tompo ô, (Tompo ô!)

Nampiditra Belle
Sokajy Fifonana
Fihirana Hasina p. 146
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0842