Mamela heloka isan'andro

Nampiditra: Belle
Sokajy: Fifonana,


  • Fihirana Vaovao p. "42
  • Fihirana Hasina p. "145
  • Fihirana Dera p. "260

1 Mamela heloka isan'andro
 Ianao Jesoa, Zoky be fitia (be fitia)
 Nefa, nefa re, indrisy!
 Fa lotoiko, fa lotoiko tamin'ny otako.

O! o! Miantsoantso aho e:
Ray malala ô (Ray malala),
O! o! Atsangano aho,
Atsangano aho fa efa trotraka.

2 Tsaroako dia tsaroako, eny,
 Ny hadisoako, zoky be fitia (be fitia)
 Nefa, nefa re, indrisy!
 Fa fiadanana, fa fiadanana no katsahiko.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0666 s.] - Hanohana anay