Tompo ô, 'nty aho notadiavinao

Nampiditra: Belle
Sokajy: Antson'Andriamanitra,


  • Fihirana Hasina p. "122
  • Fihirana Dera p. "100
  • Vavaka sy Hira p. "522
  • Fihirana Vaovao p. "412

Tompo ô, Tompo ô, 'nty aho.
'Nty aho notadiavinao,
Hanao ny sitrakao:
Dia vonona aho, ry Tompo. (indroa)

1 'Nty aho ho tanoranao.
 'Nty aho notadiavinao...

2 'Nty aho hampanjaka anao.

3 'Nty aho ho mpanomponao.

4 'Nty aho ho mpianatrao.

5 'Nty aho mpanara-dia anao.

6 'Nty aho ho zanakao.

 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0062 s.] - Hanohana anay