1 Ianao Andriamanitra Andriananahary,
Anao ny voninahitra mandrakizay e!
Ary ety an-tany,
Indro ny fiadanana
Omen'Andriamanitra ny olombelona:
Eny, tiany isika!
2 Ianao Andriamanitra 'lay tonga nofo,
Anao ny voninahitra mandrakizay e!
3 Ianao, ry Fanahy Andriamanitray,
Anao ny voninahitra mandrakizay e!