Ry zanak'Andriamanitra rehetra,
Aoka hiaiky fa ny Tompo no mahery e.
1 Aoka hiaiky fa ny Tompo no mahery e. (ô ia)
2 Aoka hiaiky voninahitra ny Tompo.
3 Hiankohoka hitsaoka sy hanoa.
4 Fa tsy misy tompo toy ny Tompontsika.
5 Izy manko no nandray ny fahefana.
6 Indro resiny avokoa ny fahavalo.
7 Mba handresy miaraka aminy isika.