Ry mpanjakavavin'ny lanitra
Ry mpanjakavavin'ny lanitra, mifalia, mifalia, aleloia
Ry mpanjakavavin'ny lanitra, mifalia, mifalia, aleloia, aleloia.
Satria ilay nentinao tao am-bohòka,
Aleloia (2)
Efa nitsangana tamin'ny maty (2)
Araka ny teniny, araka ny teniny.
Aleloia (3)
Mivavaha amin'Andriamanitra,
mivavaha ho anay
Aleloia (3)