Tsy hitsahatra hidera, hidera anao ny foko.
1 Na hariva e, na maraina...
2 E, ny fahamarinanao, mandrakizay...
3 Ary tsara fo ianao, ka mamiko indrindra.
4 Maharavo e, ny asanao.
5 Mihoby anao aho, ianao, ry Mpahary.
6 Mihoby anao aho, ianao, ry Mpamonjy.
7 Ary ianao e, Mpanamasina anay.