Mandrosoa amin'ny lalina

Nampiditra: admin
Sokajy: Fanirahana, Antson'Andriamanitra,


1-      Ianareo no fanasin’ny tany e,

Mandrosoa amin’ny lalina esory ny tahotra

 

2-      Ianareo no fahazavana e

Hitondra ny teniko, ho vavolombeloko

 

3-      Homeko anareo ny Fanahy e

Fanahy fitiavana, ilay fahasoavana

 

Mino aho ry Tompo ô (2)

Ka hiroso amin’ny lalina

Harotsako ny harato an-kavanan’ny lakana


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0072 s.] - Hanohana anay