Oa Zaho mino

Nampiditra: admin
Sokajy: Fiekem-pinoana,


Zaho mino an’Andriamanitra e ia

Zagnahary mahefa ny raha jiaby e ia

Tokana olona telo, Ray Zanaka sy ny Fanahy e ia

Zaho mino ô

Oa Zaho mino ô ia (4)

 

1-      Zaho mino ny Zagnahary e ia

Nagnao lanitra ndraiky tany e ia

Sy ny zavatra rehetra e ia

Na ny hita maso na ny tsy hita e ia

Zaho mino ô ia, Oa zaho mino ô ia

Zaho mino ô ia

Oa zaho mino ô ia(4)

 

2-      Zaho mino an’I Jesoa Tompo ô ia

Zagnahary tokana Tompontsika e ia

Noforon’ny Fanahy Masina e ia

Nijaly sy maty ho antsika e ia

Zaho mino ô ia, Oa zaho mino ô ia

Zaho mino ô ia

 

3-      Zaho mino an’I Jesoa Tompo ô

Nitsangana tamin’ny maty e ia

Niakatra any an-danitra Izy e ia

Nipetraka eo an-kavanan’ny Ray e ia

Zaho mino ô ia, Oa zaho mino ô ia

Zaho mino ô ia

Oa zaho mino ô ia(4)

 

4-      Zaho mino ny Fanahy Masina e ia

Ny Eglizy masina katolika e ia

Zaho mankatò ny Batemy tokana e ia

Sy ny fiainana mandrakizay e ia

Zaho mino ô ia, Oa zaho mino ô ia

Zaho mino ô ia


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0071 s.] - Hanohana anay