Be ny ota ka tsy mendrika

1-  Be ny ota ka tsy mendrika, malahelo ka manenina
     Nanantena tsy ho tola, kanjo resy ka mivalo

2- Nahatsiaro ho mahery, tsy nijery ireo madinika
     Rehareha sy avonavona, kanjo resy ka mivalo

3-  Tia tena ka mijoro, mafy orina sahisahy
      Nanambany nanamavo, kanjo resy ka mivalo

Mifona, mifona fa tsy mendrika e
Fa mpamadika

Nampiditra admin
Sokajy Fifonana
Fihirana Hasina p. 814
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0787