Jesoa ilay marina

Nampiditra: admin
Sokajy: Karemy, Jesoa Kristy,


  • Fihirana Hasina p. "822

1. Jesoa ilay marina,
Marina tsy manan-keloka.
Onena izy, ka mijaly be,
Hanavotra anao, ry mpanota very ô.

Jesoa Tompo ô, Jesoa Tompo re,
Onena izy, ka mijaly be,
Hanavotra anao, ry mpanota very
ô!

2. Dinitra, mipatrapatraka,
Tao amin'ny sahan'i Getsemani,
Ary tao i Jesoa, mpiady masina,
Hanavotra anao, ry mpanota very ô.

3. Ho aiza ianao, ry sakaiza ô,
Moa ve tsy ho any Gôlgôta va?
Fa tao i Jesoa, nijaly mafy be,
Hanavotra anao, ry mpanota very ô.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0973 s.] - Hanohana anay