Isaorana Ianao Andriamanitra ô

Nampiditra: sonwin
Sokajy: Fisaorana,


  • Fihirana Hasina p. "447
  • Fihirana Vaovao p. "338

Isaorana Ianao Andriamanitra ô
Isaorana Ianao, isaorana e
Isaorana Ianao Andriamanitra ô
Noho ny soa be natao, nataonao
Tamin’ny vahoakanao, isaorana e!
Isaorana Ianao Andriamanitra ô

1- Noho ny fahasoavana……
Isaorana Ianao
‘Zay narotsakao ho anay….
Isaorana Ianao
Ianao no nahabe fisaorana e!
Isaorana Ianao Andriamanitra ô

2- Noho ny fitiavanao….
Zay nasehonao anay

3- Noho ny fitsimbinanao
Ny kamboty sy mahantra

4- Noho ny soa nataonao
Tamin’ny fanahinay


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0072 s.] - Hanohana anay